Tag: Fiangonana Loterana

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady Fileovana 13/05/2017

«Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin’ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika.» I Kor. 1:9 Io Teny faneva io no ho banjinina mandritra ny Fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana Paris, izay raisin’ny Fitandremana Orléans ary atao any Tours. Andrasana amin’izany ireo mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana mba handray fampaherezana …

Continuer à lire »

Toriteny FFPM faritra Eoropa – 12/03/2017 – Past. Rakotondrazaka HABBERSTAD

Matio 8:18-22 Alahady 12/03/2017 – Toriteny fotoam-pivavahana FFPM faritra Eoropa, notarihan’ny Mpitandrina RAKOTONIRINA Charles, Filoha mpiara-mitantana ny FFPME (SP Vatofehizoro Ampitandranomasina faha-37 FJKM). Toriteny: Pastora HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filoha mpiara-mitantana ny FFPME (SP FLME) 18 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Azy, dia nanome teny hiala ho eny am-pita. 19 Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray …

Continuer à lire »

Toriteny I3V – 29/01/2017 – Past. RAHARIJAONARIVELO Edmond

I Kor. 1:18-25 Alahady 29/01/2017 – Toriteny teny faneva isantelovolan’ny Fileovana Paris, Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond, Mpitondra Fileovana Paris. 18 Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. 19 Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren’ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan’ny mahalala (Isa. 29. 14). 20 Aiza …

Continuer à lire »

Toriteny I3V – 28/01/2017 – Past. RANDRIAMALALA Eddy

I Kor. 2:1-5 Sabotsy 28/01/2017 – Toriteny fanokafana ny isantelovolan’ny Fileovana Paris, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, Mpitondra Fitandremana Limoges 1 Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin’ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay* an’Andriamanitra. [*Na: [ny filazana] 2 Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, …

Continuer à lire »

Hafatra Toriteny 22 janoary 2017 – Alahady III amin’ny Epifania

« Dia nandao ny sininy ravehivavy… » Jao 4:28a Fehezanteny fohy amin’i Jaona ity nefa tena manana ny toerany sy ny heviny ngezabe amin’izay tiany ambara. Nantsaka rano teto foana ity vehivavy samaritana ity isanandro niaraka tamin’ilay siny. Tamin’ity andro tokana aman-tany izay nihaonany tamn’i Jesosy dia nilaozany ilay siny satria nahazo ilay tena notadiaviny izy. Fantatr’i …

Continuer à lire »