Tag: Fiangonana Loterana

Fanorenana sy vaovao Toby, fampitam-baovao 01/11/2019

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY EOROPA TOBY POURU SAINT-REMY Miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA « Ary Ataovy ny trano dia hankasitralhako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah. » Hagay 1.81 Pouru Saint Remy, faha 1 novambra 2019 Ry havana, Ho ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Fifaliana ho anay …

Continuer à lire »

Toriteny Pentekosta Jona 2019 – Jaona 14:23-31 Pastora RATSIMBAZAFY Solohery

Toriteny Pentekosta Jona 2019 – Jaona 14:23-31 Pastora RATSIMBAZAFY Solohery Jaona 14:23-31   09/06/2019 – Perikopa Alahady Pentekosta I, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Orléans  www.flm-orleans.org 23 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. 24 …

Continuer à lire »

Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy

Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy Jaona 16:16-22   11/05/2019 – Perikopa Alahady III manaraka ny Paska, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, FLM Bordeaux | www.flm-orleans.org 16 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony hianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy hianareo. 17 Ary ny mpianany sasany niresaka hoe: Inona izany nolazainy …

Continuer à lire »

NY FIAINAN’NY KRISTIANA NY FIFOHAZANA – Efes. 5:14 – Past. RATSIMBAZAFY Solohery

Fampianarana: NY FIAINAN’NY KRISTIANA NY FIFOHAZANA Alahady 07/04/2019 – Pastora RATSIMBAZAFY Solohery Efesiana 5:14 07/04/2019 – Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Orléans | www.flm-orleans.org « Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin’ny maty, Dia hampahazava anao Kristy. »  

Toriteny Advento1 Alahady 02/12/2018 – Past. RATSIMBAZAFY Solohery

Advento1 Toriteny Alahady 02/12/2018 – Pastora RATSIMBAZAFY Solohery Matio 21:1-9 02/12/2018 – Alahady voalohan’ny ADVENTO, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Orléans | www.flm-orleans.org Ny niakaran’i Jesosy tany Jerosalema 1 Ary raha nanakaiky an’i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe: 2 Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo …

Continuer à lire »