Tag: Fiangonana Loterana Malagasy

25 taona FLME sy Jobily Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady

Taratasy 25 taona FLME_2018 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) EGLISE LUTHERIENNE MALGACHE – GASSIK LUTHERSK KIRKE SYNODAM-PARITANIN’NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY EOROPA (SPFLME) SYNODE REGIONAL EUROPE – REGIONAL SYNOD OF THE MALAGASY LUTHERAN CHURCH IN EUROPE « Mitàna mafy ny finoana » Apok. 2:13 Ho an’ny sampana, Ny fiangonana rehetra, Fileovana rehetra eto amin’ny Synodam-paritany FLME   Antony: Fankalazana …

Continuer à lire »

FIVORIAMBE faha-12 FFLET Windhoek – Namibia 10-16 mey 2017

FLM / LWF FIVORIAMBE FAHA 12 / NAMIBIA 2017 Ireo solotenan’ny Fiangonana Loterana Malagasy notarihan’ny Filohan’ny FLM Pastora Dr RAKOTONIRINA David, any an-toerana, Sary FLM – Ny Aina Dina RAKOTOMALALA Nisokatra tamin’ny alarobia 10 mey 2017 teo ny Fivoriamben’ny LWF (FFLET) izay atao any Windhoek, Namibia ao Afrika atsimo andrefana ao. Enina (6) no solotenan’ny …

Continuer à lire »

SAKAFON’NY TOBY 20 may 2017

Manasa antsika Fiangonana amin’ny Sakafon’ny Toby Pouru-St-Rémy, miray amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza. Toy izao no taratasy mahakasika izany, atolotra antsika: Fanasana SAKAFON’NY TOBY 20 may 2017 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY SP FLME FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA TOBY POURU SAINT RÉMY Pouru Saint-Rémy faha 22 aprily 2017 Antony: Fanasana sakafon’ny Toby. “… ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako …

Continuer à lire »

Toriteny FFPM faritra Eoropa – 12/03/2017 – Past. Rakotondrazaka HABBERSTAD

Matio 8:18-22 Alahady 12/03/2017 – Toriteny fotoam-pivavahana FFPM faritra Eoropa, notarihan’ny Mpitandrina RAKOTONIRINA Charles, Filoha mpiara-mitantana ny FFPME (SP Vatofehizoro Ampitandranomasina faha-37 FJKM). Toriteny: Pastora HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filoha mpiara-mitantana ny FFPME (SP FLME) 18 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Azy, dia nanome teny hiala ho eny am-pita. 19 Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray …

Continuer à lire »

HE TANIM-PAHAZAVANA BE! Fihirana FFPM 522

HE TANIM-PAHAZAVANA BE! Fihirana FFPM 522   HE TANIM-PAHAZAVANA BE! Fihirana FFPM 522 Mandova Lanitra, raki-kiran’ny Feon-Dehilahy FLM Ambatovinaky. Hira 522, iarahany amin’ny KT Ambatovinaky. —- 1. He, tanim-pahazavana be. Tsy misy maizina ao, Ka any tsy mba hitete Ny ranomasonao. Izay voavonjy hiangona ao, Hiara-mihira ny hira vaovao, Ho sambatra any an-danitra, Ao amin’ny …

Continuer à lire »