Toriteny Sampandrofia 2020 Pastora Dr RANDRIANJAKA Olivier Jaona 12:1-16 05/04/2020 – Perikopa Alahady Sampandrofia, Pastora Dr RANDRIANJAKA Olivier www.flm-orleans.org 1 Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran’i Lazarosy, ilay natsangany tamin’ny maty. 2 Dia nanao fanasana ho an’i Jesosy tao izy; ary Marta no nanompo; fa …
Tag: Fiangonana Loterana Malagasy
ZAIKAKELY FBL – 15 & 16/02/2020 sy Jobily fankasitrahana Tonia R. Emélie
ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b …
Toriteny Pentekosta Jona 2019 – Jaona 14:23-31 Pastora RATSIMBAZAFY Solohery
Toriteny Pentekosta Jona 2019 – Jaona 14:23-31 Pastora RATSIMBAZAFY Solohery Jaona 14:23-31 09/06/2019 – Perikopa Alahady Pentekosta I, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Orléans www.flm-orleans.org 23 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. 24 …
Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy
Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy Jaona 16:16-22 11/05/2019 – Perikopa Alahady III manaraka ny Paska, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, FLM Bordeaux | www.flm-orleans.org 16 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony hianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy hianareo. 17 Ary ny mpianany sasany niresaka hoe: Inona izany nolazainy …
ZAIKAKELY KTLM – Fandaharana 12-13-14 aprily 2019
ZAIKAKELY KTLM – Synodam-paritany FLM Eoropa 12-13-14 aprily 2019 Raisin’ny Fileovana Marseille Toerana: 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille Teny faneva: » Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany« Gen. 12:3b ZOMA 12 aprily 2019 SABOTSY 13 aprily 2019 ALAHADY 14 aprily 2019 Fandaharana azo sintonina eto >> Fandaharana ZAIKAKELY KTLM …