Tag: Fanahy Masina

Fiomanana ho amin’ny PENTEKOSTA – Fampianarana

Inona moa ny PENTEKOSTA?   Ao amin’ny TT dia antsoina hoe « fetin’ny herinandro ». Ny anarany feno dia ny hoe חַגשָׁבֻעוֹת (chag shavu’ot, firavoravoan’ny herinandro na fetin’ny herinandro). Ny dikany ara-bakiteny dia « herinandro » (pluriel). Izy io dia ankalazaina amin’ny faha-6 n’ny volana Sivan, izay matetika mitontona amin’ny volana Mey sy Jona. Ny Shavuot dia 50 andro …

Continuer à lire »

Akon’ny Seminery Nasionaly SALoMa – Aogositra 2017

Seminery Nasionaly Sekoly Alahady 2017

Faneva: « Izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra » Romana 8:14 Notanterahina tao amin’ny Synodam-paritany Toamasina FLM Morarano ny Seminery Nasionalin’ny SALoMa tamin’ity taona 2017. Isaorana an’i Jesosy izany. Noho ny fitiavana sy famindrampon’Andriamanitra moa dia nahazo anjara isika tamin’ny alalan’ny solotenantsika tany an-toerana, Rtoa Tonia SALoMa SP FLME, RANDRIANASOLO Hanitra. 6400 no isan’ireo mpampianatra Sekoly Alahady tonga …

Continuer à lire »

Pentekosta: Fiainam-baovao sy Fiadanana

Miarahaba antsika rehetra mankalaza indray ny Andro Pentekosta! Inona moa ny « Pentekosta »? Fahizay, Andro fetim-bokatra teo amin’ny Zanak’Isiraely ny « Pentekosta »; fanolorana ho an’Andriamanitra izay tsara indrindra avy amin’ny voaloham-bokatra. Fanolorana fanati-pisaorana ho an’i Jehovah, avy amin’ny voaloham-bokatra; dimam-polo andro aorian’ny Paska, fisaorana noho ny fanavotana avy tany amin’ny fanandevozana tany Egypta. Ny Pentekosta dia fety …

Continuer à lire »

TORO-HEVITRA HAMPAZOTO MIVAVAKA – Jaona 16:24

TORO-HEVITRA HAMPAZOTO MIVAVAKA – Jaona 16:24 Indro tompoko atolotra antsika manaraka ity ireo torohevitra hampazoto mivavaka, izay nosoratan’i Pastora EDOANY Govin, Mpitondra Fitandremana ANDROHIBE, ary isaorantsika azy. Manasa antsika Fiangonana hanjohy izany ary ahazo soa amin’ny vavaka ataontsika tokoa. Hoy Jesosy: « Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin’ ny anarako hianareo; …

Continuer à lire »

Fandaharana ZAIKAKELY FIFIL SP FLME 2016 Miaina araka ny FM toy ny zanak’Andriamanitra

Eto ny Fandaharana avy hatrany: Fandaharana ZAIKAKELY FiFiL – SP FLME 2016 – Fileovana Strasbourg  FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA ”Miaina araka ny Fanahy Masina toy ny zanak’Andriamanitra.” Sabotsy 19 Martsa – Alahady 20 Martsa 2016 Rue Temple Neuf 67000 Strasbourg FILEOVANA STRASBOURG   Sabotsy 19 martsa 2016   01:00 – …

Continuer à lire »