Tag: Famonjena

HERINANDRO MASINA 2017: ALAHADY, ANDRO VOALOHANY 16/04/2017

HERINANDRO MASINA 2017: Alahady 16/04/2017 ANDRO VOALOHANY NDAO HANARAKA NY DIAN’I JESOSY ISIKA (ALAHADY ANDRO VOALOHANY) “RAVEHIVAVY, NAHOANA IANAO NO MITOMANY?” (Jao 20:13) Tonga ny faratampon’ny herinandro masina tamin’ny nitsangana’i Jesosy tamin’ny maty ny alahady maraina. Raha mbola niery sy natahotra ny mpianatra ary mbola nisaintsaina tsara izay niseho tamin’i Jesosy dia tonga kosa ny andro …

Continuer à lire »

Herinandro Masina 2016 – Andro fahadimy – Lioka 22:14-20

Lioka 22:14-20 ANDRO FAHADIMY HERINANDRO MASINA MARTSA 2016 – FANASAN’NY TOMPO Alakamisy 24/03/2016 – Toriteny Pastora RAKOTONJANAHARY Imboasalama, FLM Ambatovinaky   14 Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ny Apostoly. 15 Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho. 16 Fa lazaiko aminareo …

Continuer à lire »

Herinandro Masina 2016 – Andro fahaefatra – Jaona 19:30

« VITA » ANDRO FAHAEFATRA HERINANDRO MASINA MARTSA 2016 – Teny fahadimy nataon’i Jesosy Alarobia 23/03/2016 – Fampianarana Pastora RAKOTONJANAHARY Imboasalama, FLM Ambatovinaky

NY FANASAN’NY TOMPO – Alakamisy Masina

Faly Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo mahatratra izao Herinandro Masina izao. Ho to tokoa eo amin’ny fiainantsika anie ny asan’Andriamanitra izay notanterahany tampony ho antsika teo amin’ny hazofijaliana. Manaraka izany dia indro misy fampianarana fohy momba ny Fanasan’ny Tompo izay atolotra anareo. Mirary soa tompoko.   NY FANASAN’NY TOMPO Andro anankiray manana …

Continuer à lire »

Fandaharana isantelovolana Fileovana Paris – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016

Indro atolotra antsika ny fandaharana tsotsotra ho an’ny Isantelovolan’ny Fileovana Paris izay atao eto amintsika (Fitandremana Orléans, FLM Orléans) ny sabotsy sy alahady 30 sy 31 janoary 2016 ho avy izao. Ny fandaminana ny ora no nisy fanovàna aha oharina tamin’ny fandaharana nalefa mialoha tany amintsika tsirairay avy (I3V – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016), noho …

Continuer à lire »