Tag: fahasoavana

Fanorenana sy vaovao Toby, asa fanentanana 12/05/2017

Tamin’ny zoma 12 mey 2017 lasa teo no nanao fanentanana tao amin’ny Fréquence Protestante, ireo tompon’andraikitra avy tamin’ny Toby Pouru-St-Rémy. Tao anaty fandaharana antsoina hoe Mosaïc no nanaovana izany, ka nivahiny tao Dr Lala, Raiamandrenin’ny Toby sy Vincent PRINCE, ao amin’ny Komitin’ny fanorenana. Azonao henoina eto izany fandaharana izany: https://frequenceprotestante.com/diffusion/projet-mosaic-du-12052017/ Izao manaraka izao kosa ny …

Continuer à lire »

Hira Faneva 150 taona FLM sy 500 taona Reformasiona

ANDROM-PAHASOAVANA! Ao anatin’ny Jobily fankalazana ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona isika ankehitriny. Ny faneva dia roa karazana, samy notsoahina avy ao amin’ny bokin’ny Romana. • NAHAFAHAN’NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA, no an’ny faha 500 taona Reformasiona • « NY MARINA AMIN’NY FINOANA NO HO VELONA » Rom. 1:17 kosa no an’ny faha-150 taona Reformasiona. …

Continuer à lire »

31 oktobra – ANDRON’NY REFORMASIONA

SORATRA MASINA IRERY IHANY – FAHASOAVANA IRERY IHANY – FINOANA IRERY IHANY – JESOSY IRERY IHANY Mankalaza ny ANDRON’NY REFORMASIONA ny Fiangonana teraka avy amin’ny fanitsiam-pivavahana nataon’i Martin LOTERA. Isan’izany isika Fiangonana Loterana Malagasy. Ara-tantara, ny 31 oktobra 1517 tokoa mantsy no nanoratan’i Lotera (monka, mpampianatra tao amin’ny oniversiten’i Wittenberg) tany amin’ny Arsevekan’i Mayence sy …

Continuer à lire »