Tag: alahady

Toriteny Advento3 – Alahady 13/12 | flm-orleans.org

 Toriteny Alahady fahateo amin’ny ADVENTO (Advento3), 13 desambra 2015 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans. Matio 11:2-10  Pastora RASETA – Mpitondra FITANDREMANA ORLEANS

VAOVAO | Raharaham-piangonana 13/12/2015

Vaovao eto an-toerana: Alahady 13 desambra 2015: Nanantontosa ny ABSOLOSIONA Faobe isika teto amin’ny Fiangonana, ary isaorana an’Andriamanitra ny nahavitana izany. Nandray anjara avokoa na ny kely na ny lehibe. Noho ny fahasoavan’ny Tompo sy ny fitantanany dia vita soa aman-tsara ny fifidiana ireo izay hitantana ireo Sampam-pikambanana eto amin’ny Fiangonantsika ho amin’ny efatra taona ho …

Continuer à lire »

ADVENTO sy vaovao 29/11/2015 sy 06/12/2015

Vaovao avy eto an-toerana: – Miarahaba ny Fiangonana manontolo nahatratra ny Alahady 1 amin’ny ADVENTO, taom-baovaon’ny Fiangonana. Fotoana izay ahatsiarovantsika ny fitahian’Andriamanitra nandritra ny taona lasa manontolo sy fotoana fanokafana ny fiandràsana ny Fihavian’i Jesosy Kristy Tompontsika. – Mitohy ny Ezaka zava-maneno sy fanamafisam-peo, ary entanina isika rehetra mba handray anjara tandrify avy ny amin’izany. …

Continuer à lire »

VAOVAO 07/06/2015 | Fanokanana diakona FLM Orléans

Araka ny fanambarana sy fanolorana nataon’ny Raiamandreny Pastora RASETA, mpitondra Fitandremana Orléans, dia hotantarahina eto amin’ny fiangonantsika ny Alahady 07 jona 2015 amin’ny 2 ora tolakandro ho avy izao ny fanokanana ho diakona, ireo kandida miisa 6. Hoy indrindra ny Pastora tamin’izany: Raha fehezina, NY DIAKONA DIA MIANDRAIKITRA NY FILAMINAN’NY FOTOANA REHETRA ATO AM-PIANGONANA. Izany …

Continuer à lire »

Fiomanana Alahady 31/05/2015

> Azo jerena eto (tsindrio) Fiomanana ALAHADIN’NY TRINITE_31.05.2015 (pdf) Alahady 31 mey 2015: ALAHADIN’NY TRINITE Ezek.18:30-32; Tit.3:3-7; Jao.3:1-15; Mat.28:16-20 Ezekiela 18:30-32 [Ny famalian’Andriamanitra ny olona araka ny asany avy] 30 Koa samy hotsaraiko araka ny ataonareo avy hianareo, ry taranak’Isiraely, hoy Jehovah Tompo. Mitodiha, ka mibebaha amin’ny fahadisoanareo rehetra, dia tsy ho tonga fahatafintohinana mahameloka anareo …

Continuer à lire »