SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME
Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Strasbourg ny 29 & 30 oktobra 2016 ho avy izao.
Ny mpiasam-piangonana (Pastora sy ny vadiny, Katekista sy ny vadiny) dia efa manomboka ny fotoana amin’ny fiofanana ny zoma 28 oktobra 2016, any an-toerana.
Manasa antsika hanatrika izany tompoko!
TSY MISY FIANGONANA ETO AN-TOERANA AMIN’IO FOTOANA IO.

Tsindrio manaraka eto ny hisintonana na hamakiana azy >>> isantaona-synodam-paritany-fiangonana-loterana-malagasy-eoropa-2016