Revenir à Sampana

KTLM – Kristiana Tanora Loterana Malagasy

— Pejy an-dalam-panoratana —
Filoha: Atoa BUTTON Andry

Ho an’ny rantsana ANTOKOM-PIHIRA, ato anatin’ny Kristiana Tanora dia ny isan’alahady, aorian’ny fotoam-pivavahana no ivoriana hianarana hira sy hamerenan-kira.

Manana anjara hira isaky ny aorian’ny toriteny isan’alahady ny antokom-pihira.