Revenir à Sampana

Fi.Fi.L – Firaisan’ny Fifohazana Loterana

— Pejy an-dalam-panoratana —
Filoha: Rtoa ANDRIANAIVO Fara

Mijoro eto amin’ny Fiangonana FLM Orléans ny FiFiL, izay ahitàna ireo Mpiandry.

Manao ny asa sy fampaherezana in-1 ka hatramin’ny in-2 isam-bolana izy ireo ary mandray anjara koa eo amin’ny asa fifohazana nanirahan’i Jesosy azy, araka ny fampianarana sy fiofanana raisiny.

Misy mpiandry fito eo ho eo eto amintsika ankehitriny.

Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.