Revenir à Sampana

FDL – Fikambanan-dehilahy Loterana

— Pejy an-dalam-panoratana —
Filoha: Atoa RASOLO Tantely

Ny FDL dia Sampana vaovao eto amin’ny Fiangonantsika iantsoana ny lehilahy rehetra tsy ankanavaka. Manomboka amin’ity taona 2016 ity ny fisiany eto amin’ny FLM Orléans, ary inoana fa itomboana sy ivelarana tokoa eo amin’ny fanarahana ny Tompo sy ny maha andrin’ny Fianakaviana sy ireo adidy sy andraikitra isan-karazany.

An-dàlana ary firosoana amin’ny hetsika sy izay anjara tandrify ao anatin’ity Sampana ity.Ho arahintsika eto tsy ho ela ny tohiny.

Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.