Revenir à Sampana

FBL – Fikambanam-Behivavy Loterana

— Pejy an-dalam-panoratana —
Filoha: Rtoa RAJOHARISON Perle

Ny FBL dia mandray anjara amin’ny hetsika samihafa eto amin’ny Fiangonana sy any amin’ny ambaratonga isanisany (Fitandremana, Fileovana, Synoda).

Eo am-pametrahana ny lamina rehetra ny Komity FBL ankehitriny, taorian’ny naha-voafidy azy ho amin’ny efa-taona manaraka. Ho arahintsika eto tsy ho ela ny tohiny.

Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.