Teny vakiana sy toriana Septambra 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.
Daty sy Fotoana manokana Taom-piangonana Leksiona & Epistily Filazantsara Teny toriana Loko Litorjika
06/09/2015 Alahady XIV manaraka ny TRINITE Jer. 17:13-14 & Apok. 3:1-6 Lio. 17:11-19 Lio. 4:23-30 Maitso
13/09/2015 Alahady XV manaraka ny TRINIE Deo. 6:4-7 & I Kor. 7:29-31 Mat. 6:24-34 Mat. 6:19-23 Maitso
20/09/2015 Alahady XVI manaraka ny TRINITE Deo. 32:39-40 & Filp. 1:20-26 Lio. 7:11-17 Jao. 11:32-45 Maitso
27/09/2015 Alahady XVII manaraka ny TRINITE I Sam. 2:1-10 & Gal. 5:1-14 Lio. 14:1-11 Mat. 18:1-7 Maitso