Perikopa Oktobra 2014

Teny vakiana sy toriana Oktobra 2014, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
05/10/2014Alahady XVI manaraka ny TRINITEDeot. 32:39-40 & Rom. 9:1-13Jao. 11:32-45Jao. 11:19-29Maitso
12/10/2014Alahady XVII manaraka ny TRINITEI Sam. 2:1-10 & Rom. 9:14-33Mat. 18:1-7Mar. 2:18-28Maitso
19/10/2014Alahady XVIII manaraka ny TRINITEDeo. 10:12-21 & Rom. 10:1-13Mar. 10:17-27Jao. 10:23-38Maitso
26/10/2014Alahady XIX manaraka ny TRINITEIsa. 44:21-23 & Rom. 10:14-21Lio. 13:10-17Jao. 9:1-11Maitso
31/10/2014Zoma: Andron’ny REFORMASIONA (1517)Mena
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.