Perikopa Novambra 2015

Teny vakiana sy toriana Novambra 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).
Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
01/11/2015Alahady XVIII manaraka ny TRINITEDeo. 10:12-21 & Jao. 2:7-17Mat. 22:34-46Mar. 10:17-27Maitso
08/11/2015Alahady XXIII manaraka ny TRINIEIsa. 44:21-23 & Kol. 3:1-10Mat. 9:1-8Lio. 13:10-17Maitso
15/11/2015Alahady XXIV manaraka ny TRINITEIsa. 65:1-2 & Heb. 10:19-31Mat. 22:1-14Mat. 21:33-44Maitso
22/11/2015Alahady XXV manaraka ny TRINITESal. 34:8-10 & Kol. 1:24 - 2:3Jao. 4:46-53Lio. 18:1-8Maitso
29/11/2015Alahady I amin'ny ADVENTOJer. 33:14-18 & Rom. 13:11-14Jao. 18:33-37Mat. 21:1-9Volomparasy
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.