Perikopa Novambra 2014

Teny vakiana sy toriana Novambra 2014,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
01/11/2014Sabotsy: FETIN’NY FILAZANTSARASal. 19:7-11 & Asa. 16:30-31Lio. 13:18-21Lio. 19:37-40Mena
02/11/2014Alahady fahatsiarovana ny Olona MasinaDeot. 33:1-3 & Apok. 7:13-17Lio. 6:20-26Mat. 5:13-16Fotsy
09/11/2014Alahady XXI manaraka ny TRINITESal. 34:8-10 & Rom. 11:13-24Lio. 18:1-8Mar. 16:1-4Maitso
16/11/2014Alahady XXII manaraka ny TRINITE Deot. 7:9-11 & Rom. 11:25-36Mar. 4:21-25Mat. 18:15-22Maitso
23/11/2014
Alahady XXIII manaraka ny TRINITE Isa. 32:1-8 & I Tim. 2:1-6Mat. 17:24-27Mar. 12:41-44Maitso
30/11/2014
TAOM-BAOVAON’NY FIANGONANA
Alahady I amin’ny ADVENTOJer. 33:14-18 & Jer. 31:31-34Mat. 21:1-9Lio. 4:16-22Volomparasy
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.