Perikopa Mey 2015

Teny vakiana sy toriana Mey 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
03/05/2015Alahady IV manaraka ny PASKAIsa. 12:1-6 & I Jao. 3:19-24Jao. 16:5-15Jao. 7:37-39Fotsy
10/05/2015Alahady V manaraka ny PASKAJer. 29:11-14 & Jak. 5:16-20Jao. 16:23-28Mat. 6:5-13Fotsy
14/05/2015Alakamisy ANDRO NIAKARANAIsa. 57:15 & Efes. 4:7-10Mar. 16:14-20Lio. 24:44-53Fotsy
17/05/2015Alahady VI manaraka ny PASKAEzek. 36:25-27 & IPet. 3:15-17Jao. 15:26-16:4Lio. 12:4-12Fotsy
24/05/2015Alahady PENTEKOSTAJoel. 3:1-5 & Asa. 21:32-41Jao. 14:23-31Jao. 14:15-21Mena
25/05/2015Alatsinainy ANDRO PENTEKOSTA IIJer. 31:31-36 & I Jao. 4:9-15Jao. 3:16-21Jao. 12:44-50Mena
31/05/2015Alahadin'ny TRINITEEzk. 18:30-32 & Tit. 3:3-7Jao. 3:1-15Mat. 28:16-20Fotsy
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.