Perikopa Loterana Martsa 2015

Perikopa Loterana: Teny vakiana sy toriana Martsa 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
01/03/2015Alahady V alohan'ny PaskaIsa. 45:20-25 & Apok. 3:7-13Mar. 9:17-29Volomparasy
08/03/2015Alahady IV alohan'ny PaskaIISam. 22:1-7 & Apok. 2:8-11Jao. 8:31-44Volomparasy
15/03/2015Alahady III alohan'ny PaskaIsa. 49:8-13 & Eks. 16:11-18Jao. 6:52-65Volomparasy
22/03/2015Alahady II alohan'ny PaskaGen. 12:1-3 & Apok. 21:1-7Lio. 1:46-55Volomparasy
29/03/2015SAMPANDROFIAZak. 9:9-10 & Isa. 53:10-12Jao. 12:20-33Volomparasy
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.