Perikopa Loterana Janoary 2015

Teny vakiana sy toriana Janoary 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
04/01/2015EPIFANIAIsa. 2:1-5 & Isa. 49:1-6Mat. 12:15-21Fotsy
11/01/2015Alahady I manaraka ny EpifaniaIsa. 61:1-3 & Efes. 6:1-4Mar. 10:13-16Maitso
18/01/2015Alahady II manaraka ny EpifaniaDeot. 18:15-19 & IKor. 1:26-31Lio. 19:1-10Maitso
25/01/2015Alahady III manaraka ny EpifaniaJer. 33:6-9 & IIKor. 1:3-11Mar. 1:21-35Maitso
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.