Perikopa Loterana Febroary 2015

Teny vakiana sy toriana Febroary 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
01/02/2015Alahady IX alohan'ny PASKAJer. 1:4-10 & Filip. 3:7-16Mat. 25:14-30Maitso
08/02/2015Alahady VIII alohan'ny PASKAIsa. 55:10-13 & IITim. 3:14, 4:5Mat. 9:36-10:7Maitso
15/02/2015Alahady VII alohan'ny PASKAIsa. 35:3-7 & Isa. 53:1-7Jao. 1:29-34Volomparasy
22/02/2015Alahady VI alohan'ny PaskaGen. 3:1-24 & Apok. 12:9-11Lio. 10:17-20Volomparasy
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.