Perikopa Loterana DESAMBRA 2015

Teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Desambra 2015 manontolo,  eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa): ahitàna ny leksiona sy epistily, ny Filazantsara ary ny teny ho an’ny toriteny.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
06/12/2015Alahady II ADVENTOMika 4:1-7 & Rom. 15:4-9Jao. 18:33-37Lio. 21:25-36Volomparasy
13/12/2015Alahady III ADVENTOIsa. 40:1-10 & IKor. 4:1-5Mat. 11:11-15Mat. 11: 2-10Volomparasy
20/12/2015Alahady IV ADVENTOIsa. 2:2-5 & Fil. 4:4-7 Jao. 3:22-36Jao 1:19-28Volomparasy
25/12/2015ANDRO KRISMASYHeb. 1:1-5Jao. 3:16|53-82Lio. 2:1-14Fotsy
27/12/2015Alahady I KRISMASYIsa. 11:1-5 & Gal. 4:1-7Lio. 2:25-32Lio. 2:33-40Fotsy