Perikopa Loterana 3V3 – Jol. Aog. Sept. 2016
Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay 2016 manontolo,
Daty sy Fotoana manokana | Taom-piangonana | Leksiona & Epistily | Filazantsara | Teny toriana | Loko Litorjika |
03/07/2016 | Alahady VI manaraka ny Trinite | Eks. 20:1-17 & Rom. 6:3-11 | Mat. 5:17-19 | Mat. 5:20-26 | Maitso |
10/07/2016 | Alahady VII manaraka ny Trinite | Jer. 31:23-25 & Rom. 6:19-23 | Mat. 16:5-12 | Mar. 8:1-9 | Maitso |
17/07/2016 | Alahady VIII manaraka ny Trinite | Jer. 15:19-21 & Rom. 8:12-17 | Mat. 7:12-14 | Mat. 7:15-21 | Maitso |
24/07/2016 | Alahady IX manaraka ny Trinite | I Tant. 29:10-13 & I Kor. 10:6-13 | Lio. 12:42-48 | Lio. 16:1-9 | Maitso |
31/07/2016 | Alahady X manaraka ny Trinite | Jer. 7:1-7 & I Kor. 12:2-11 | Mat. 11:16-24 | Lio. 19:41-48 | Maitso |
sy ny volana Aogositra 2016 manontolo,
Daty sy Fotoana manokana | Taom-piangonana | Leksiona & Epistily | Filazantsara | Teny toriana | Loko Litorjika |
07/08/2016 | Alahady XI manaraka ny Trinite | II Sam. 22:21-29 & I Kor. 15:1-10 | Mat. 21-28-31 | Lio. 18:9-14 | Maitso |
14/08/2016 | Alahady XII manaraka ny Trinite | Isa. 29:18-19 & II Kor. 3:4-9 | Mat. 12:33-37 | Mar. 7:31-37 | Maitso |
21/08/2016 | Alahady XIII manaraka ny Trinite | Lev. 18:1-5 & Gal. 3:15-22 | Mat. 5:43-48 | Lio. 10:23-37 | Maitso |
28/08/2016 | Alahady XIV manaraka ny Trinite | Jer. 17:13-14 & Rom. 8:1-17 | Jao. 5:1-14 | Lio. 17:11-19 | Maitso |
ary ny volana Septambra 2016 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).
Daty sy Fotoana manokana | Taom-piangonana | Leksiona & Epistily | Filazantsara | Teny toriana | Loko Litorjika |
04/09/2016 | Alahady XV manaraka ny Trinite | Deot. 6.4-7 & Gal. 5:25-6:10 | Lio. 10:38-42 | Mat. 6:24-34 | Maitso |
11/09/2016 | Alahady XVI manaraka ny Trinite | Deot. 32:39-40 & Efes. 3:13-21 | Jao. 11:19-28 | Lio. 7:11-17 | Maitso |
18/09/2016 | Alahady XVII manaraka ny Trinite | I Sam. 2:1-10 & Efes. 4:1-6 | Mar. 2:18-28 | Lio. 14:1-11 | Maitso |
25/09/2016 | Alahady XVIII manaraka ny Trinite | Deot. 10:12-21 & I Kor. 1:4-8 | Jao. 10:23-38 | Mat. 22:34-36 | Maitso |