Perikopa Loterana 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2017

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily 2017 manontolo,
Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
02/04/2017Alahady II mialoha ny PaskaGen. 12:1-3 & Jer. 33:14-17
Lio. 1:26-38Lio. 7:36-50
Volomparasy
09/04/2017Alahady SAMPANDROFIAZak. 9:9-10 & Isa. 62:10-12
Mat. 21:1-9Jao. 12:1-16
Volomparasy
13/04/2017Alakamisy masinaEks. 12:3-14 & IKor. 10:16-17.
Lio. 22:14-20Mat. 26:17-29
Volomparasy
14/04/2017Zoma masinaIsa. 50:6-9
Jao. 19:31-42
MalalakaVolomparasy
16/04/2017PASKAIsa. 52:13-15 & IKor. 15:12-21.
Mar. 16:1-7 Lio.24:1-9
Fotsy
23/04/2017Alahady I manaraka ny PaskaJoba 19:25-27 & Asa. 3:11-21
Jao. 20:19-31
Jao. 21:1-14
Fotsy
30/04/2017Alahady II manaraka ny PaskaEzek. 34:11-16 & IPet. 5:1-4
Jao. 10:11-16
Jao. 21:15-25
Fotsy

 

sy ny volana Mey 2017 manontolo,
Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
07/05/2017Alahady III manaraka ny PaskaFit. 3:18-26 & Heb. 4:14-16
Jao. 16:16-22
Jao. 17:1-8
Fotsy
14/05/2017Alahady IV manaraka ny PaskaIsa. 12:1-6 & Heb. 5:1-10
Jao. 16:5-15Jao. 17:9-17
Fotsy
21/05/2017Alahady V manaraka ny PaskaJer. 29:11-14 & Heb. 7:18-25
Jao. 16:23-28Jao. 17:18-23
Fotsy
28/05/2017Alahady VI manaraka ny PaskaLio. 11:5-13Fotsy

 

ary ny volana Jona 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).
Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
04/06/2017ANDRO PENTEKOSTA IJoela 3:1-5 & Efes. 2:17-22
Jao. 14:23-31Jao. 15:1-11
Mena
05/06/2017ANDRO PENTEKOSTA IIJer. 31:31-36 & IKor. 12:12-20Jao. 6:44-51Fotsy
11/06/2017Alahadin'ny TRINITEEzek. 18:30-32 1 IJao. 3:1-10
Jao. 3:1-15Jao. 15:12-17

Fotsy
18/06/2017Alahady I manaraka ny TRINITEJer. 9:22-33 & Rom. 1:1-17
Lio. 16:19-31
Lio.12:13-21
Maitso
25/06/2017Alahady II manaraka ny TRINITEIsa. 25:6-9 & Rom. 1:18-25
Lio. 14:16-24
Lio. 14:25-35
Maitso