Perikopa Jolay 2015

Teny vakiana sy toriana Jona 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
05/07/2015Alahady V manaraka ny TRINITEJer. 16:14-21 & Asa. 26:1-18Lio. 5:1-11Mat. 16:13-19Maitso
12/07/2015Alahady VI manaraka ny TRINIEEks. 20:1-17 & Jak. 2:8-17Mat. 5:20-26Mat. 5:27-37Maitso
19/07/2015Alahady VII manaraka ny TRINITEJer. 31:23-25 & Sal. 23:1-6Mar. 8:1-9Lio. 14:12-15Maitso
26/07/2015Alahady VIII manaraka ny TRINITEJer. 15:19-21 & 1Jao. 4:1-6Mat. 7:15-21Mar. 7:5-15Maitso
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.