Perikopa FLM 3V3 – Jolay Aogositra Septambra 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay Aogositra Septambra 2020

Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy.

Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka ho an’ny isan’alahady. Azo jerena ETO.