Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily – Mey – Jona 2020
Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy.
Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka ho an’ny isan’alahady. Azo jerena ETO.