Perikopa Aogositra 2015

Teny vakiana sy toriana Jona 2015,
eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
02/08/2015Alahady IX manaraka ny TRINITEI Tant. 29:10-13 & II Tes. 3:10-13Lio. 16:1-9Lio. 16:10-17Maitso
09/08/2015Alahady X manaraka ny TRINIEJer. 7:1-7 & Heb. 3:12 - 4:1Lio. 19:41-48Jao. 6:66-71Maitso
16/08/2015Alahady XI manaraka ny TRINITEII Sam. 22:21-29 & I Jao. 1:8 - 2:2Lio. 18:9-14Mat. 23:1-12Maitso
23/08/2015Alahady XII manaraka ny TRINITEIsa. 29:18-19 & 1Kor. 2:9-16Mat. 7:31-37Jao. 9:24-38Maitso
30/08/2015Alahady XIII manaraka ny TRINITELev. 18:1-5 & I Kor. 13:1-13Lio. 10:23-27Jao. 13:34-35Maitso
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.