Perikopa Aogositra 2014

                   Teny vakiana sy toriana Aogositra 2014, eto amin’ny sahan’ny                       Fiangonana Loterana Malagasy.

Daty sy Fotoana manokanaTaom-piangonanaLeksiona & EpistilyFilazantsaraTeny torianaLoko Litorjika
03/08/2014Alahady VII manaraka ny TRINITEJer. 31:23-25 & Rom. 4:1-8Lio. 14:12-15Mat. 16:5-12Maitso
10/08/2014Alahady VIII manaraka ny TRINITEJer. 15:19-21 & Rom. 4:9-25Mar. 7:5-15Mat. 7:12-14Maitso
17/08/2014Alahady IX manaraka ny TRINITEI Tan. 29:10-13 & Rom. 5:1-11Lio. 16:10-17Lio. 12:42-48Maitso
24/08/2014Alahady x manaraka ny TRINITEJer. 7:1-7 & Rom. 5:12-21Jao. 6:66-71Mat. 11:16-24Maitso
31/08/2014Alahady XI manaraka ny TRINITEII Sam. 22:21-29 & Rom. 6:1-23Mat. 23:1-12Mat. 21:28-31Maitso
Tenin'Andriamanitra isan'alahady, mandritra ny volana manontolo, eto amin'ny sahan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.