Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary 2016 manontolo,
Daty sy Fotoana manokana | Taom-piangonana | Leksiona & Epistily | Filazantsara | Teny toriana | Loko Litorjika |
---|---|---|---|---|---|
03/01/2016 | Alahady EPIFANIA | Isa. 2:1-5 & Isa. 60:1-6 | Mat. 4:13-17 | Mat. 2:1-12 | Fotsy |
10/01/2016 | Alahady EPIFANIA I | Isa. 61:1-3 & Rom. 12:1-5 | Jao. 7:14-18 | Lio. 2:42-52 | Maitso |
17/01/2016 | Alahady EPIFANIA II | Deo. 18:15-19 & Rom. 12:6-16 | Jao. 4:4-26 | Jao. 2:1-11 | Maitso |
24/01/2016 | Alahady IX alohan'ny Paska | Jer. 1:4-10 & I Kor. 9:24-10:5 | Mat. 19:27-30 | Mat. 20:1-16 | Volomparasy |
31/01/2016 | Alahady VIII alohan'ny Paska | Isa. 55:10-13 & II Kor. 12:2-9 | Jao. 12:35-43 | Lio. 8:4-15 | Volomparasy |
sy ny volana Febroary 2016 manontolo,
Daty sy Fotoana manokana | Taom-piangonana | Leksiona & Epistily | Filazantsara | Teny toriana | Loko Litorjika |
---|---|---|---|---|---|
07/02/2016 | Alahady VII mialoha ny Paska | Isa. 35:3-7 & I Pet. 3:18-22 | Lio. 18:31-43 | Mat. 3:13-17 | Volomparasy |
14/02/2016 | Alahady VI mialoha ny Paska | Gen. 3:1-24 & II Kor. 6:1-10 | Mat. 16:21-23 | Mat. 4:1-11 | Volomparasy |
21/02/2016 | Alahady V mialoha ny Paska | Isa. 45:20-25 & I Tes.4:1-7 | Lio. 7:36-50 | Mat. 15:21-28 | Volomparasy |
28/02/2016 | Alahady IV mialoha ny Paska | II Sam. 22:1-7 & Efes. 5:1-9 | Lio. 4:31-37 | Lio. 4:31-37 | Volomparasy |
ary ny volana Martsa 2016 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).
Daty sy Fotoana manokana | Taom-piangonana | Leksiona & Epistily | Filazantsara | Teny toriana | Loko Litorjika |
---|---|---|---|---|---|
06/03/2016 | Alahady III mialoha ny Paska | Isa. 49:8-13 & Gal. 4:21-31 | Jao. 6:24-36 | Jao. 6:1-15 | Volomparasy |
13/03/2016 | Alahady II mialoha ny Paska | Gen. 12:1-3 & Isa. 7:10-15 | Lio. 1:39-45 | Lio. 1:26-38 | Volomparasy |
20/03/2016 | Alahady SAMPANDROFIA | Zak. 9:9-10 & Fil. 2:5-11 | Jao. 12:1-16 | Mat. 21:1-9 | Volomparasy |
24/03/2016 | Alakamisy Masina | Eks. 12:3-14 & I Kor. 11:23-29 | Mat. 26:17-29 | Lio. 22:14-20 | Volomparasy |
25/03/2016 | Zoma Masina | Isa. 50:6-9 | Mat. 27:51-66 | Jao. 19:31-42 | Volomparasy |
27/03/2016 | ANDRO PASKA | Isa. 52:13-15 & I Kor. 5:7-8 | Lio. 24:1-9 | Mar. 16:1-7 | Fotsy |