Isantelovolana Fileovana – Fit. Paris 18&19 janoary 2020

jesosy-irery-ihany

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris «Loharano moboiboika ho fiainana mandrakizay» Jao. 4:14

Ry havana malala,

Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA PARIS, atao ny Sabotsy sy Alahady 18-19 janoary 2020 ho avy izao, ao amin’ny FLM Paris.

Toerana:
Sabotsy: 7 rue de Poitiers, 75007 Paris
Alahady: 7 rue Marie Rose, 75014 Paris


SABOTSY 18 janoary 2020

1 : 30 Fandaminana

2 : 30 Fotoam-pivavahana fanomboana

Mpitarika: Katekista Randriamalala Mirahoson
Alitara sy Toriteny: Pastora Randriamalala Edson (Jao.2:1-11)
Fiarahabana sy Filazan-draharaha
Rakitra
Tso-drano

Fampianarana Soratra Masina

Mpitarika: Atoa Rasolo Tantely
Fampianarana: Pastora Andriamahenina Mamy
Ny Filazantsara arak’i Jaona

Fotoam-pifohazana
Mpitarika: Atoa DODO Njaka
Toriteny: Katekista Rajoharison Maurice (Efes.5-15-21)
Rakitra
Asa sy Fampaherezana
Mamarana: Atoa Tahiry Andrianirina

Fankalazana Krismasin’ny Fileovana
KTLM / SA
– Mpandrindra: Rtoa Harisoa Rivoniaina, Atoa Stefana Andrianasolo.
– Vavaka famaranana: Jerrita M.

SAKAFO

——–

ALAHADY 29 septambra 2019

9:30-11:30 Fivoriana Komitin’ny Fileovana

12:00 Fanompoam-pivavahana

Hira fidirana: KTLM Fileovana

Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen!

Vavaka Fanombohana: Katekista Rakotomavo Emélie

Hira 18

Leksiona sy Epistily

-Test.Taloha: Deot. 18:15-19, Katekista Noro Mourton

– Epistily: Efes. 2:10-16, Katekista Ratovohery Soloharisoa

Hira 408

Filazantsara: Liok.19:1-10

Toriteny ho an’ny ankizy: Meva Rakotomavo

Hira 479

TORITENY: Pastora Edmond Raharijaonarivelo ( Jao.4:4-26)

Hira: KTLM Fileovana

Filazan-draharaha

Rakitra: 441-317-303-440-458

FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO

Hira 254
Hira 266

TSO-DRANO

Hira farany: Maintimolaly

 

HAFATRA
Tsarovy am-bavaka ny fotoanantsika
Aza manadino ny fiarahana miangona
Aoka samy hitondra zavatra hatao vokatra na solom-bokatra


TSY MISY FIANGONANA ETO AN-TOERANA AMIN’IO FOTOANA IO FA MIFAMPOTOANA ANY PARIS ISIKA. MISAOTRA TOMPOKO.

HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IRERY IHANY.

Fandaharana azo sintonina eto > I3V Fileovana Paris Janoary 2020 – Fit. Paris