SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2015

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME
Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Marseille ny 24 & 25 oktobra 2015 ho avy izao.
Amin’io fotoana io koa no hanatanterahana ny Jobily fankasitrahana ho an’i Pastora SAMOELA Georges, Tonia nasionaly FLM.
Manasa antsika hanatrika izany tompoko!

Tsindrio manaraka eto ny hisintonana na hamakiana azy >>> Fandaharana ISANTAONA SPFLME_OKT2015