Fiz. 2 Fitomboan’ny Fifohazana protestanta Malagasy – Toby Pouru-St-Rémy

pastora-pouru-st-remy

——

Fandaharana tamin’ny alarobia 21 desambra 2016, amin’ny fiteny frantsay.

Ampahany faharoa tamin’ny fandaharana « Comment dire » tao amin’ny radio fréquence protestante, izay iresahana ny fivoaran’ny fifohazana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Miresaka momba ny Toby Pouru-St-Rémy ao Frantsa, izay miray amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza.

Miaraka amin’i Pastora Alain Joly sy ireo vahininy Dr Helirina RAOELISON, Raiamandrenin’ny Toby, Josoa ANDRIANASOLO, tompon’andraikitry ny Tanora sy tompon’andraikitry ny asa fanorenana, FLM Toby Pouru-St-Rémy.

——

Fandaharana Toby Pouru-St-Rémy fanorenana

Première partie, du mercredi 21 décembre 2016

Deuxième partie de l’émission Comment Dire de la radio Fréquence Protestante, concernant l’essor du réveil protestant Malagasy à l’international, plus particulièrement au seine de l’Eglise Luthérienne Malagasy, FLM Synode Europe (FLME).
Avec le Pasteur Alain Joly et ses invités Dr Helirina RAOELISON, Raiamandrenin’ny Toby, Josoa ANDRIANASOLO, responsable des jeunes et en charge du projet de construction de la FLM Toby Pouru-St-Rémy.