FITIAVANA mandresy – Antsam-panahy Paska Sekoly Alahady 2018
Ny Sekoly Alahady dia faly manasa antsika amin’ny Antsam-panahy karakarainy ny Alahady 1 aprily 2018, Andro Paska.
Aorian’ny fotoam-pivavahana no hanatanterahana izany fotoana izany ary iantsoana ny tsirairay sy ny fianakaviana manontolo.
Toy izao no fizotrin’ny fotoana:
Ampahany voalohany: Antsam-panahy
Ampahany faharoa: efitrano mainty Paska
Koa manome fotoana antsika any an-toerana tompoko.
Maty tokoa Jesosy hamonjy antsika, ary velona mba hananantsika Fiainana.
Arahaba tompoko amin’izao PASKA 2018 izao!