FLM Quimperlé – Fanokanana ny 23 febroary 2020

« Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika » Jaona 1:14a

Ny Komitin’ny Fileovana Ile de France dia faly manasa antsika havana sy tapaka ao amin’ny Tompo mba ho tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fanokanana ny FLM Quimperlé ao amin’ny Fitandremana La Rochelle ny sabotsy 22 sy ny alahady 23 febroary 2020 ho avy izao.

Ny toerana hanaovana ny fanokanana dia ao amin’ny
Chapelle Notre-Dame de KERBERTRAND
154 rue de Pont-Aven
29300 Quimperlé

Hery lehibe ho azy ireo ny fahatongavantsika.

Fandaharam-potoana:
– Sabotsy amin’ny 4 ora hariva, ANTSAM-PIDERANA ifarombonan’ny KTLM Fileovana Ile-de-France.
– Alahady amin’ny 10 ora maraina, FANOKANANA NY FLM Quimperlé tarihin’ny Raiamandreny Filohan’ny Synodam-Paritany FLME. Misy fandraisnaa ny Fanasan’ny Tompo.

Fifandraisana:

Pastora RAKOTONIRINA Lalatiana, 06 24 35 79 81
Filoha FANANDRIANA Marcellin, 06 26 88 91 23

Misy fandaminana manokana eo an-toerana momba ny fandraisana ny Pastora sy ny vadiny. Angatahina mba hisoratra anarana amin’ity adiresy mail ity smithleonne@gmail.com izay ho tonga.

Misaotra mialoha tompoko.
Ny Mpitondra Fileovana Ile de France
Pastora RASETA

Sokafy eto ambany ny fanasana (PDF)

Fanasana fanokanana FLM Quimperlé – Fileovana Paris