Juil 21

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny 27 jolay 2014

Tompo

Alahady faha-VI manaraka ny TRINITE – 27 jolay 2014

Alahady fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny alahady  ho avy izao ho antsika eto amin’ny Fiangonantsika.

Araka ny fandaminana mahazatra antsika, dia ny tanora (KTLM) no mifanome tànana amin’ny diakona mamelatra ny Fiangonana, mialoha ny fotoam-pivavahana (miaraka tonga amin’ny Sekoly Alahady).

Fizotry ny fotoana:

– Famelarana ny trano Fiangonana

– @ 2:30 Fidirana Sekoly Alahady

– @ 3:50 Famaranana Sekoly Alahady

– @ 4 ora Fotoam-pivavahana litorjika sy fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

– Fampirimana ny trano Fiangonana

– Fifampizaràna vaovao sy seraseran’ny mpiara-mivavaka

– Firavàna

Koa miomana amin’izany isika tompoko, ary manome fotoana anareo amin’ny alahady.

Ny karatra (valopy maitso) dia azo raisina avy hatrany any amin’ny Diakona, ary arotsaka ao anaty vatakely voatondro ho amin’izany.

 

Laisser un commentaire