Fandaharana ZAIKAKELY KTLM SP FLME_2016_Fil. IDF Fanambadiana

ZAIKAKELY KTLM eto amin’ny Synodantsika, ny 15, 16, ary 17 aprily 2016 ho avy izao.

Manasa antsika Fiangonana rehetra ho any an-toerana amin’io fotoana io. Marihana fa manana vahiny isika amin’io dia ny Pastora Tonia Nasionalin’ny FKTLM, avy any Madagasikara.

TENY FANEVA: « AOKA HANAN-KAJA AMIN’NY OLONA REHETRA NY FANAMBADIANA » Hebreo 13:4a

Indro ary tolotra antsika ny fandaharam-potoana amin’izany (tsindrio ny sary dia hisokatra ho mora vakiana).

ITY KOSA RAHA TE-HANOKATRA NA HISINTONA AZY AMIN’NY PDF >>> ZAIKAKELY KTLME_15-16-17 aprily 2016

ZAIKAKELY KTLME_16-17 aprily 20161 ZAIKAKELY KTLME_16-17 aprily 20162 ZAIKAKELY KTLME_16-17 aprily 20163 ZAIKAKELY KTLME_16-17 aprily 20164 ZAIKAKELY KTLME_16-17 aprily 20165

Ity manaraka ity kosa ny Hira Faneva amin’izany fihaonana izany.

ZAIKAKELY KTLME_16-17 aprily 20166