Fandaharana Isan-taona Synodam-paritany FLME – oktobra 2014

Fandaharam-potoana isantaonan’ny Synodamparitany FLM Eoropa SP FLME, atao ny 25&26 oktobra 2014, any amin’ny Fileovana Ile-de-France (IDF), FLM Malakoff.

Azonao raisina sy vakiana eto avy hatrany: Fandaharam-potoana Isantaona SP FLME – Fil. IDF – FLM Malakoff.