Hoy jesosy: “Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo”
Jaona 15:12
FLM Quimperlé – Fanokanana ny 23 febroary 2020
Fanorenana sy vaovao Toby, fampitam-baovao 15/02/2020
Vous devez être connecté pour publier un commentaire.
> Isan’alahady amin’ny 2 ora hariva.
> Ny Sekoly Alahady dia aorian’ny fotoam-pivavahana litorjika.
> Ny fivorian’ny Komitin’ny Fiangonana dia ny alahady voalohan’ny volana, aorian’ny Sekoly Alahady.
> Alahady faharoa: Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo.
> Alahady fahatelo: Asa sy Fampaherezana.