Nanatanteraka ny fotoam-pivavahana tany an-tokantranon’ny fianakaviana RASOLO isika ny alahady 31 aogositra 2014 teo. Ny tenin’Andriamanitra nentin’ny Raiamandreny Pastora (Matio 21:38-31) dia niompana indrindra tamin’ny maha ZAVA-DEHIBE NY MANAIKY SY MANAO IZAY ASAIN’I JESOSY ATAO. Ny mibebaka no sitrapon’Andriamanitra. Voaantso hanao ENY isika tamin’ny batisa masina, tamin’ny fitorian-teny izay rentsika, tamin’ny fampaherezana izay noraisintsika. ENY …
Category: Vaovao
Vaovao 03/08/2014 | www.flm-orleans.org
Alahady faha-VIII manaraka ny TRINITE – FLM Orléans Alahady 10 aogositra 2014: Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo eto an-toerana. Voka-dehiben’ny Fiangonana – Sakafo Hanao ny voka-dehibe ny Fiangonana ny volana septambra ho avy izao, alahady faharoa (14 septambra), ka toy izao no andinindininy amin’izany: – Sakafo hanasana ny olona rehetra eto orléans sy ny manodidina, ho …
Vaovao 27/07/2014 | www.flm-orleans.org
Vaovaon’ny Sekoly Alahady 31 aogositra 2014: Hanatanteraka fisindàna. Ny antsipiriany dia ambara amin’ny fotoana manaraka. 28 septambra 2014: Fanadinana Sekoly Alahady. Tsy ampy ireo mpampianatra eto an-toerana ka manao antso, hampiditra mpampianatra vaovao, hanatevenana ireo amperinasa ankehitriny. Fivorian’ny Faribohitra Ny Faribohitra faha-8 dia nanatanteraka ny fivoriam-bavaka fanao isan-kerinandro ny alakamisy 24/07/2014 lasa teo tao Tours (tokantrano). …
Juil 21
Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny 27 jolay 2014
Tompo Alahady faha-VI manaraka ny TRINITE – 27 jolay 2014 Alahady fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny alahady ho avy izao ho antsika eto amin’ny Fiangonantsika. Araka ny fandaminana mahazatra antsika, dia ny tanora (KTLM) no mifanome tànana amin’ny diakona mamelatra ny Fiangonana, mialoha ny fotoam-pivavahana (miaraka tonga amin’ny Sekoly Alahady). Fizotry ny fotoana: – Famelarana …
Vaovao 20/07/2014 | www.flm-orleans.org
– Lasin’ny Tanora (Camp des Jeunes) 2014 Taorian’ny fanapahan-kevitry ny Komity KTLM dia tsy hisy ity zaika ity ho an’ity taona 2014 ity, noho ny isan’ny mpikarakara vitsy loatra. Mitohy anefa izany lasy izany, ho an’ny taona 2015. – Mpiandry voatokana Am-pifaliana no hiarahabàn’ny Fiangonana an’Andriamatoa sy Ramatoa RASOLO mivady, notokanana mpiandry tany amin’ny Toby …