Category: Vaovao

Vaovao: Filazan-draharam-piangonana sy vaovao isan'alahady sy andavan'andro eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy Orléans.

Toriteny Advento1 Alahady 02/12/2018 – Past. RATSIMBAZAFY Solohery

Advento1 Toriteny Alahady 02/12/2018 – Pastora RATSIMBAZAFY Solohery Matio 21:1-9 02/12/2018 – Alahady voalohan’ny ADVENTO, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Orléans | www.flm-orleans.org Ny niakaran’i Jesosy tany Jerosalema 1 Ary raha nanakaiky an’i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe: 2 Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo …

Continuer à lire »

NY TEOLOJIAN’NY ADVENTO

NY TEOLOJIAN’NY ADVENTO (Impiry tokoa moa ny Tompo no ho tonga eo amin’ny fiainantsika?) 1- MBOLA HO AVY sy EFA TONGA, no hafatry ny Advento. Toa mahagaga koa izany, milaza inona ireto? Ndeha lazaina amintsika, ny venti-kafatry ny teny. Ny Fahalalàna hitombo, ny Finoana hiahery. 2- EFA TONGA ny Mpamonjy, tonga tao Betlehema Tonga Nofo …

Continuer à lire »

Alahady 2 desambra, Fetin’aina 2018 – Alahadin’ny Advento

JESOSY IRERY IHANY Natokan’ny fiangonantsika FLM eto Orléans ho fetin’aina io fotoana ho fisaorantsika an’Andriamanitra noho ny taom-baovaom-piangonana diavina amin’io. Hisy fandraisana ny Fanasan’ny Tompo. Entanina isika hitondra ny ankohonantsika tsirairay sady hanasa ny namana sy tapaka hiara-hidera an’Andriamanitra amin’izany. Hisy valopy ho zaraina ho an’ny isan-tokatrano. Hanomboka amin’ny 10 ora sy 30 min ny …

Continuer à lire »

Fanasana FLM Le Mans Alahady 09 desambra 2018

“Kristy Jesosy no fehizoro indrindra“ Efes. 2:20b Tompoko, Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesosy Tompontsika, Loha sy Tompon’ny Fiangonana. Noho ny tsingerin-taona ny FLM Le Mans, dia fifaliana lehibe ho anay ny manasa anareo amin’ny Alahady 9 Desambra 2018. Fotoana fanombohana: amin’ny 11 ora Toerana (fotoam-pivavahana sy sakafo): La maison du quartier Charles TRENET 67 rue …

Continuer à lire »

Fanasana KTLM FEO IRAY LIMOGES – Sabotsy 08 desambra 2018

Am-pifaliana no andraisantsika ity fanasana ity ary aely mivelatra ho an’ny kristiana rehetra eto amintsika. Andao! — Noho ny fitsingeren-taonan’ny KTLM FEO IRAY LIMOGES, dia faly izahay manasa anareo FLM ORLEANS hanatrika ny hetsika karakarainay: « Concert accompagné d’un apéritif dînatoire », izany dia ho tanterahina ny Sabotsy 08 desambra 2018 amin’ny 06 ora sy sasany hariva …

Continuer à lire »