Category: Vaovao

Vaovao: Filazan-draharam-piangonana sy vaovao isan'alahady sy andavan'andro eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy Orléans.

Fandaharana Fanokanana FLM Quimperlé 2020

Fandaharana Fanokanana FLM Quimperlé 2020  

FLM Quimperlé – Fanokanana ny 23 febroary 2020

« Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika » Jaona 1:14a Ny Komitin’ny Fileovana Ile de France dia faly manasa antsika havana sy tapaka ao amin’ny Tompo mba ho tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fanokanana ny FLM Quimperlé ao amin’ny Fitandremana La Rochelle ny sabotsy 22 sy ny alahady 23 febroary 2020 ho avy …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FBL – 15 & 16/02/2020 sy Jobily fankasitrahana Tonia R. Emélie

ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva:  « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b   …

Continuer à lire »

Androm-bavaka ho an’ny FBL FLM Orléans, Alahady 02/02/2020

« Mihobia sy mifalia , ry ZIONA zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao aho, hoy Jehovah. » Zakaria 2:14 Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo. Araka ny efa fantatsika Fiangonana dia ny Alahady voalohan’ny volana Febroary 02/02/2020 dia Andrombavaka ho an’ny FBL na ny Vehivavy eto amin’ny Fiangonantsika. Amin’io fotoana io koa dia misy …

Continuer à lire »

Fanasana 25 taona FLM LIMOGES sy fanokanana alitara – Alahady 02 febroary 2020

Am-pifaliana no andraisantsika ity fanasana ity ary aely mivelatra ho an’ny kristiana rehetra eto amintsika. Andao! — FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M) ÉGLISE LUTHÉRIENNE MALAGASY – MALAGASY LUTHERAN CHURCH – GASSIK LUTHERS KIRKE Synodam-Paritany Eoropa (SP F.L.M.E) FILEOVANA PARIS Fitandremana Limoges Fiangonana Limoges — « Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ho amin’ny fahaverezana, fa naman’izay …

Continuer à lire »