Category: Vahinintsika

Ity takelaka ity dia ahitantsika ireo toriteny, hanasàna vahiny Pastora, tompon’andraikitra anivon’ny FLM… ahafahantsika mivelatra kokoa amin’ny Fampianarana sy Fandalinana isan-karazany mahasoa. Mazotoa ary tompoko!

NY FANASAN’NY TOMPO – Alakamisy Masina

Faly Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo mahatratra izao Herinandro Masina izao. Ho to tokoa eo amin’ny fiainantsika anie ny asan’Andriamanitra izay notanterahany tampony ho antsika teo amin’ny hazofijaliana. Manaraka izany dia indro misy fampianarana fohy momba ny Fanasan’ny Tompo izay atolotra anareo. Mirary soa tompoko.   NY FANASAN’NY TOMPO Andro anankiray manana …

Continuer à lire »

Herinandro Masina 2016 – Andro fahatelo – Matio 27:46 | Marka 15:34

« Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Ianao » ANDRO FAHATELO HERINANDRO MASINA MARTSA 2016 – Teny fahaefatra nataon’i Jesosy Talata 22/03/2016 – Fampianarana Pastora Dr RAZAFINDRAKOTO A. Georges, FLM Ambatovinaky

Herinandro Masina 2016 – Andro faharoa – Lioka 23:34

« Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony. » ANDRO FAHAROA HERINANDRO MASINA MARTSA 2016 Alatsinainy 21/03/2016 – Fampianarana Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Ambatovinaky

Toriteny Past. HABBERSTAD R. Zaikakely FBL FLME

Toriteny ZAIKAKELY Fikambanam-behivavy Loterana FBL SP FLMEoropa,  20 sy 21 febroary 2016 noraisin’ny Fileovana Paris. TENY FANEVA, Pastora HABBERSTAD RAKOTONDRAZAKA  – Filohan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa – II Timoty 2:14-21 Ny mety hataon’ i Timoty noho ny fisian’ny mpampianatra sandoka 14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hiady teny, …

Continuer à lire »

Toriteny Pastora Edmond R. – I3V Jan. 2016 | flm-orleans.org

Toriteny ISANTELOVOLANA Fileovana Paris, 31 janoary 2016 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans (noraisin’ny Fitandremana Orléans). TENY FANEVA, Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond – Mpitondra FILEOVANA PARIS. Apokalypsy 21: 1-7: Ny amin’ i Jerosalema vaovao 1 Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy …

Continuer à lire »