Category: Toriteny

Toriteny ifampizaràna ho fiainan'ny Kristiana, ho fampaherezana sy ho fampianarana, ny amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy Tompo. SORATRA MASINA IRERY IHANY - FAHASOAVANA IRERY IHANY - FINOANA IRERY IHANY - JESOSY IRERY IHANY. www.flm-orleans.org

Fiomanan’ny Mpandray ny fanasan’ny Tompo Alahady 22 janoary 2017

FIOMANAN’NY MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO, Amosa 4.1-12, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery – FLM Ambatovinaky. … MIOMANA HIHAONA AMIN’ANDRIAMANITRAO, RY ISIRAELY O.

Hafatra Toriteny 22 janoary 2017 – Alahady III amin’ny Epifania

« Dia nandao ny sininy ravehivavy… » Jao 4:28a Fehezanteny fohy amin’i Jaona ity nefa tena manana ny toerany sy ny heviny ngezabe amin’izay tiany ambara. Nantsaka rano teto foana ity vehivavy samaritana ity isanandro niaraka tamin’ilay siny. Tamin’ity andro tokana aman-tany izay nihaonany tamn’i Jesosy dia nilaozany ilay siny satria nahazo ilay tena notadiaviny izy. Fantatr’i …

Continuer à lire »

Teny Fiainana ho anao ! Jao. 1:4b – Pastora RANDIMBISON Jacques Euloge

Teny Fiainana ho anao ! (sady fiomanana amin’ny fampianarana any amin’ny Isantelovolan’ny Fileovantsika) « ary hitanay ny Voninahiny, dia Voninahitra miendrika ho an’ny Lahitokana avy tamin’ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana » Jao. 1: 14b. Epifania, fanehoan’Andriamanitra ny Voninahiny! Inona moa izany hoe, « epifania » izany? Voambolana fampiasan’ny fanjakana Romana hilazàna ny fisandràtan’ny mpanjaka na [empereur] eo …

Continuer à lire »

Toriteny Advento3 Alahady 11/12/2016 – Past. RANDRIAMALALA Eddy

Advento3 Toriteny Alahady 11/12/2016 – Pastora RANDRIAMALALA Eddy Matio 11:11-15 11/12/2016 – Alahady faha-3 n’ny ADVENTO, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, FLM Orléans | www.flm-orleans.org « … ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny… » 11 Lazaiko aminareo marina tokoa: Amin’izay nateraky ny vehivavy tsy mbola nisy nitsangana izay lehibe noho Jaona Mpanao-batisa; nefa ny kely indrindra …

Continuer à lire »

Toriteny Alahady – 04/12/2016 – Past. RAKOTONJANAHARY Imboasalama

Lioka 12:35-40 Alahady 04/12/2016 – Alahady faha-2 n’ny ADVENTO, Pastora RAKOTONJANAHARY Imboasalama, FLM Ambatovinaky, eto amin’ny FLM Orléans (www.flm-orleans.org) « Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo; ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin’izay…. » 37 Sambatra ny …

Continuer à lire »