Category: Toriteny

Toriteny ifampizaràna ho fiainan'ny Kristiana, ho fampaherezana sy ho fampianarana, ny amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy Tompo. SORATRA MASINA IRERY IHANY - FAHASOAVANA IRERY IHANY - FINOANA IRERY IHANY - JESOSY IRERY IHANY. www.flm-orleans.org

Fiomanana ho amin’ny PENTEKOSTA – Fampianarana

Inona moa ny PENTEKOSTA?   Ao amin’ny TT dia antsoina hoe « fetin’ny herinandro ». Ny anarany feno dia ny hoe חַגשָׁבֻעוֹת (chag shavu’ot, firavoravoan’ny herinandro na fetin’ny herinandro). Ny dikany ara-bakiteny dia « herinandro » (pluriel). Izy io dia ankalazaina amin’ny faha-6 n’ny volana Sivan, izay matetika mitontona amin’ny volana Mey sy Jona. Ny Shavuot dia 50 andro …

Continuer à lire »

Alahady 17/12/2017 – Toriteny ADVENTO3 FLM Orléans Lioka 3:1-6

Toriteny-17.12.2017_Advento3_FLM-Orléans

Alahady 17/12/2017 – Toriteny FLM Orléans Lio 3:1-6, Katekista RAJOHARISON Maurice, Mpitondra fiangonana FLM Orléans. 1 Ary tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folo nanjakan’i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena, 2 …

Continuer à lire »

Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Apok. 3:11

Fanokanana Le Mans_Toriteny apokalypsy 3:11

FLM Le Mans « Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao. » Apok. 3:11 Apokalypsy 3:11 Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Pastora Dr HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filohan’ny SP FLMEoropa 7 [Filadelfia] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’izay masina, Izay marina, Izay manana ny …

Continuer à lire »

Ireo antony lehibe nanery an’i Lotera hanao Reformasiona, TOBILEHIBE FARIHIMENA 2017

Reformasiona notarihin'i Lotera. Ireo Antony lehibe.

REFORMASIONA, IREO ANTONY LEHIBE NANERY AN’I LOTERA HANAO IZANY LAHATENY Pastora RANDRIAMAMPIONONA Isidore, FLM Firaisankina Antsirabe ISAN-TAONAN’NY TOBILEHIBE FARIHIMENA   Sary sy feo: loterana-malagasy.org  

Toriteny Matio 11:16-24 – 20/08/2017 – Katekista RAJOHARISON

Matio 11:16-24 Alahady 20/08/2017 – Toriteny Alahady fahafolo (10) manaraka ny TRINITE, Katekista RAJOHARISON Maurice, FLM Orléans. 16 Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe: 17 Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo, efa nanao feo …

Continuer à lire »