Category: Sekoly Alahady

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady Fileovana 13/05/2017

«Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin’ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika.» I Kor. 1:9 Io Teny faneva io no ho banjinina mandritra ny Fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana Paris, izay raisin’ny Fitandremana Orléans ary atao any Tours. Andrasana amin’izany ireo mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana mba handray fampaherezana …

Continuer à lire »

Fisaorana Antsam-panahy Sekoly Alahady

Isaorana Jesosy fa tontosa soa aman-tsara ny Antsam-panahy izay notanterahin’ny Sekoly Alahady teto amin’ny FLM Orléans ny Alahady 09 aprily 2017 lasa teo. Isaorana ny Ray aman-dRenin’ny Sekoly Alahady, ny Fiangonana, isika rehetra izay nitondra am-bavaka izany fotoana izany. Isaorana manokana ihany koa ireo izay tonga nanatrika sy nandray anjara tamin’ny hira fiomanana ho an’ny …

Continuer à lire »

Banjino Golgota – Antsam-panahy Sekoly Alahady – 09/04/2017

BANJINO GOLGOTA «Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.» Rom. 5:8 Ny Sekoly Alahady eto amin’ny FLM Orléans dia manasa ny Fiangonana rehetra sy ny mpianakavin’ny Finoana amin’ny Antsam-panahy ho fiomanana amin’ny Paska, izay ataony. Fotoana: FLM Orléans Ora: amin’ny 4 hariva ao aorian’ny fotoam-pivavahana. Tongava …

Continuer à lire »

Toriteny Al2 man. TRINITE – 05/06/2016 – Past. RASETA

Lioka 14:16-24 Alahady 05/06/2016 – Alahady faharoa manaraka ny TRINITE, Pastora RASETA, Mpitondra Fitandremana, FLM Orléans   16 Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro. 17 Ary naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoana fisakafoana hilaza amin’izay efa nasaina hoe: Andeha, fa efa voavoatra izao ny fanasana. 18 Fa izy rehetra …

Continuer à lire »

Akon’ny Isantelovolana Fileovana 10&11 oktobra 2015

Tanteraka soa aman-tsara ny isantelovolan’ny Fileovana Paris, izay misy ny Fitandremana Orléans, misy antsika. Nitarika ny fotoana tamin’izany ny Pastora RASETA, mpitondra ny Fitandremana Orléans, tamin’ny alalan’ny Fotoam-pivavahana litorjika, ny sabotsy. Nitondra ny tenin’Andriamanitra Teny faneva ny Pastora RAHARIJAONARIVELO, mpitondra Fileovana ny Alahady, andro faharoa. « Ary efa notafianareo ny toetra vaovao » Kol. 3:10a. Nambarany tamin’izany fa …

Continuer à lire »