Category: SA FLM Orléans

Pejy manokana ho an'ny Sekoly Alahady Loterana Malagasy eto amin'ny FLM Orléans.

VAOVAO 15/08/2015 | Fisindàna Sekoly Alahady 2015

Fisindana nataon'ny Sekoly alahady, miaraka amin'ny Ray aman-dReny

Noho ny famindram-pon’ny Tompo dia vita soa aman-tsara ny Fisindàna nataon’ny Sekoly Alahady, ho amin’ity taom-pianarana 2014-2015 ity. Efa nentina am-bavaka fotoana ela izy ity ary izao tanteraka izao, noho ny fiaraha-miasan’ny Fiangonana, Ray aman-dReny ary ny Sekoly Alahady, izay isaorana etoana. Tamin’izany no nakan’ny Sekoly Alahady teto amintsika fotoana nianarana ny tenin’Andriamanitra anivon’ny zava-boahary …

Continuer à lire »