Misaotra an’i Jesosy fa afaka niofana tany Tours ireo Komitin’ny Fiangonana ny Sabotsy 19 novambra 2016 lasa teo. Indreto sary vitsivitsy mahakasika izany.
Category: Sary
10/04/2016 Akon’ny Alahadin’ny FDL Nasionaly
Voalohany teto amin’ny Fiangonantsika no nankalaza ny Alahadin’ny FDL nasionaly tamin’ity taona 2016 ity. Raha tsiahivina moa dia taona voalohany koa ity nampijoroana izany Sampana izany eto amin’ny FLM Orléans. Ny toriteny nentin’ny Raiamandreny Pastora dia ny tao amin’ny Jaona 10:11-16. Atoa RASOLO Tantely, Filohan’ny Sampana ihany koa dia nandray fitenenana fanentanana ho amin’izany. Nandray anjara …