Category: Sarimihetsika

Ahitàna ireo sary miaina, nandritra ireo hetsika notanterahina teto am-piangonana, na nandraisan'ny Fiangonana anjara.

Fiomanan’ny Mpandray ny fanasan’ny Tompo Alahady 22 janoary 2017

FIOMANAN’NY MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO, Amosa 4.1-12, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery – FLM Ambatovinaky. … MIOMANA HIHAONA AMIN’ANDRIAMANITRAO, RY ISIRAELY O.

Tamberina Sekoly Alahady 2015-2016

Ny foko mankalaza ny Tompo – Lioka 1:46

Ny foko mankalaza ny Tompo – Lioka 1:46 | Faha 140 taona Fiangonana Loterana Malagasy 1867-2007 Tonony sy Feo.: Pastora RAMANANTSOA Haja Wilson Fandrindrana mozika: Pastora RAKOTOARIVONY Stephenson Mpitendry: Akoma Marisika 1. Mendrika ho deraina indrindra Ianao Jesosy Tompo soa Fa lehibe ny asanao Nataonao tamiko Fiverenana: Ny foko mankalaza Mankalaza Anao ry Tompo Ravoravo …

Continuer à lire »

MIBEBAHA – Mozika Soa – Krismasy FLM Orléans 2014

Ireo Magy telo lahy – Krismasy FLM Orléans 2014