Category: Perikopa 2020

FIOMANANA HO AMIN’NY ALAHADY SAMPAN-DROFIA 05/04/2020

FIOMANANA HO AMIN’NY ALAHADY — Teny vakiana sy toriana, araka ny Perikopa FLM laharana faharoa ho an’ny Alahady alohan’ny Paska. « NY MPANJAKAN’ISIRAELY » — Zakaria 9:9-10 Isaia 62:10-12 Matio 21:1-9 Jaona 12:1-16 — Ary Maria nanosotra menaka manitra ny tongotr’i Jesosy. “Hoy Jesosy: Avelao izy (Maria), mba hotehiriziny ho amin’ny andro hanamboarany Ahy halevina io” Jaona …

Continuer à lire »

Perikopa FLM 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily – Mey – Jona 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

Perikopa FLM 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary – Febroary – Martsa 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »